| Entrée | 1 Andriarimalala René | 
| Mots élémentaires | 2 Andriarimalala | 
| Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Andriarimalala René (Ener-Lalandy) [3.1] 5 Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314] | 
| Vocabulaire | 6 Littérature: auteurs | 
| Ouvrages littéraires | 7    Ary hitako 8 Dona-tsetroka 9 Mpiandry omby | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |